Any Madagascar, ny olona dia mampiasa WhatsApp, Facebook, ary Messenger hifandraisana haingana amin’ny fianakaviana sy namana.
Ny programmation dia ahafahana mamorona application toy ny Facebook sy TikTok izay ampiasain’ny Malagasy isan’andro.
Betsaka ny Malagasy manomboka miasa amin’ny internet (freelance, vente en ligne, marketing digital) noho ny programmation.
Ny mpianatra dia afaka mianatra amin’ny alalan’ny YouTube, e-learning, ary application educational.
Ny Malagasy dia afaka mifandray amin’ny olona eran-tany amin’ny alalan’ny internet sy application modern.