Ny programme informatique dia mitahiry ny mombamomba ny marary toy ny anarana, taona, aretina, ary tantaram-pitsaboana. Izany dia manampy ny dokotera hahita haingana ny vaovao rehetra ilaina mba hanomezana fitsaboana marina.
Aminâny alalanâny application, ny marary dia afaka mamandrika fotoana aminâny dokotera. Izany dia misoroka filaharana lava ary manampy aminâny fandaminana tsara ny fotoana.
Ny systĂšme dia manara-maso ny stock fanafody, mampahafantatra rehefa lany, ary manampy aminâny fanomezana prescription marina mba hisorohana fahadisoana.
Ny valinâny analyse (toy ny prise de sang na radio) dia azo tehirizina sy alefa haingana aminâny dokotera sy ny marary aminâny alalanâny systĂšme digital.
Ny dokotera privĂ© dia afaka mitantana marary isanâandro, manao facture automatique, ary mitahiry ny tantaranâny consultation aminâny fomba digital.
Ny hopitaly dia afaka mandamina efitra, manara-maso marary, ary mitantana admission sy sortie aminâny alalanâny logiciel.
Ny marary dia afaka miresaka aminâny dokotera aminâny internet tsy mila mandeha any aminâny hopitaly, izay tena mahasoa ho anâny faritra lavitra.
Ny systĂšme dia miaro ny mombamomba ny marary aminâny alalanâny mot de passe, backup automatique, ary fiarovana avo lenta.