Ny programmation sy ny tontolony
Ny programmation dia fomba iray
ampianarana ny ordinateur sy ny
telephone hanao asa automatique.
Ohatra :
application, site web, jeux, intelligence artificielle,
caisse automatique, réseaux sociaux ary logiciel maro dia
vokatry ny programmation avokoa.
Ny programmation dia manampy amin'ny
fanamorana ny fiainana,
fanafainganana asa
ary manafoana ny fahadisoana.